Diovy izany foko (Chorale Akompiderana Anatihazo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Diovy izany foko
Maratra amam-panahy
Miantso mitoloko
Mitaraina an'ahiahy

REF: Miandrandra avy aminao
Miventsoventso hoe:
Tompo ô! Tompo ô(2) diovy izahay
Tehirizo mba hadio
'Ty foko hatrany
Voninkazo atolotro
Raha mbola eto an-tany ihany
Dia ny hadiovam-poko
Harenako tsy lany

2- Malemy sy malia
Ity tenako irery
Ry Tompo ô! avia
Ny fanahiko irery
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chorale Akompiderana Anatihazo
Hits : 1621
Likes : 0 Like
Created by : franckyrkt
Date : 29/06/2016 14:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0716