Jesoa Tompo teto an-tany (CHORAL TSILAINTAFIKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Jesoa tompo tonga teto an-tany ggzqok eh
Amonjy ny olombelona maro
Tsy nanavaka tsy nanilika izy eh
Izay manatona azy tsy miala maina
Refrain:
Nosamborina nohelohina izy eh
Nahantona tamin'ny hazo fijaliana
Maty ka nalevina tononkira.serasera.org tao am-pasana
Telo andro fa nitrangana rehtmem izy
2-Rera-poana izay nanenjika azy eh
Zana-janahary tsisy maharesy eh
Ny fasana tsy nahatazona azy eh
Telo andro fa nitsangana izy eh
3- Niankatra any sieoc an-danitra izy eh
Mipetraka eo an-kavanan'ny Ray
Mbola hoavy hiantso ny olona maro oh
Mino azy velona mandrakizay
TELOLAHY RANDRIAMALAZA
TRM
KATEKISTA FG KRISTY FEHIZORO TSILAINTAFIK
2019
Amonjy ny olombelona maro
Tsy nanavaka tsy nanilika izy eh
Izay manatona azy tsy miala maina
Refrain:
Nosamborina nohelohina izy eh
Nahantona tamin'ny hazo fijaliana
Maty ka nalevina tononkira.serasera.org tao am-pasana
Telo andro fa nitrangana rehtmem izy
2-Rera-poana izay nanenjika azy eh
Zana-janahary tsisy maharesy eh
Ny fasana tsy nahatazona azy eh
Telo andro fa nitsangana izy eh
3- Niankatra any sieoc an-danitra izy eh
Mipetraka eo an-kavanan'ny Ray
Mbola hoavy hiantso ny olona maro oh
Mino azy velona mandrakizay
TELOLAHY RANDRIAMALAZA
TRM
KATEKISTA FG KRISTY FEHIZORO TSILAINTAFIK
2019
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CHORAL TSILAINTAFIKAHits : 990
Likes : 1 Like
Created by : hirajuves
Date : 18/04/2019 10:01
