Jork (Chantal)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jork a,
Fantatro lesy tantaran'ialahy
Fa ialahy lesy niady mafy e
Jork a,
Na mafy ary lesy ny fiainan'ialahy
Tsy nihemotra ialahy ary nihafy e
Jork a,
Vao kely ialahy dia kamboty
Tsy mba nisy mpiahy
Jork a,
Nahilika ialahy natosika
Fa mampanahy

Jork a, ouh ouh Jork a
Jork a, ouh ouh Jork a

Malahelo fa aza adino
Imbilaya lesy elah
'Lay tanjona tano ary fihino
Fa io no fiainan'lahy
Maro tsy tia nefa indrisy
Enjehany ialahy f'aza kivy

Alefa Jork, alefa Jork, alefa Jork a an,
Alefa Jork, alefa Jork, alefa Jork a an,
Alefa Jork, alefa Jork, alefa Jork a an,
Alefa Jork, alefa Jork, alefa Jork a an,
Dia aza miherika, aza miherika, aza miherika a an,
Fa 'alefa Jork, alefa Jork, alefa Jork a an,

Jork a,
Fiainan'ialahy io lesy e
Tsy vitan'ialahy moramora
Jork a,
Tanjon'ialahy io lesy e
Tsy ho azon'ialahy moramora
Jork a,
Mitrakà lesy e
Tohizo ny làlan'ialah
Aza kivy miady amin'ny fiainana mafy
Fa zah lesy maka an'ialahy

Malahelo fa aza adino
Imbilaya lesy elah
'Lay tanjona tano ary fihino
Fa io no fiainan'ialahy
Maro tsy tia nefa indrisy
Enjehany ialahy f'aza kivy

"Tsy ny fieritreretan'ny olona hoe iza aho no zava-dehibe
Fa ny fieritreretako hoe iza aho.
Jork ny anarako ary toa izay ny tantarako."

Jork a,
Fiainan'ialahy io lesy e
Tsy vitan'ialahy moramora
Jork a,
Tanjon'ialahy io lesy e
Tsy ho azon'ialahy moramora
Jork a,
Mitrakà lesy e
Tohizo ny làlan'ialah
Aza kivy miady amin'ny fiainana mafy
Fa zaho lesy maka an'ialahy

"Ekeko tsisy afaka antenaiko na iza na iza
Afa-tsy izaho irery
Inoako, fiainana tsisy itarainana, ireo ratra hanako-pery
Manantena aho, ilay Ray ao Ambony ao tsy hanary ahy raha iny aho ho very
Tiako fa tsy mahafaty ahy, indro fa manome hery

Malahelo fa aza adino
Imbilaya lesy elah
'Lay tanjona tano ary fihino
Fa io no fiainan'ialahy
Maro tsy tia nefa indrisy
Enjehany ialahy f'aza kivy

Alefa Jork, alefa Jork, alefa Jork a an,
Alefa Jork, alefa Jork, alefa Jork a an,
Alefa Jork, alefa Jork, alefa Jork a an,
Alefa Jork, alefa Jork, alefa Jork a an,
Dia aza miherika, aza miherika, aza miherika a an,
Fa alefa Jork, alefa Jork, alefa Jork a an,
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chantal
Hits : 9947
Likes : 3 Like
Created by : hery
Date : 10/08/2018 05:43
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0757