MALALA (Chamir)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia tsy haiko aza izay tany am-ponao tany
Dia malala ihany no iantsoako anao...
Mbola tsy haiko ihany koa izay mety iafarany,
Fa mino aho fa 'zah no malalanao...

Ref:
Ianao mahalala fa teo foana aho nitsiriritranao
Dia fantatro ihany koa fa misy fitia aminao any,
Nanomboka teo dia tafiara-dalana izaho sy ianao
Ka nataoko hoe malala no niantsoako anao!

Baby...ianao mahalala ny amiko rehetra,
ouh...ouh...ouh tsisy miafina aminao fa hainao daholo hatr@ toetra...ehhh...ouhhh
Ka aza ilaozana fa eo anilanao no tiako hitoetra..
eh...baby....

Na nisy aza ireo fotoana sarotra nandalovantsika.....
Nandalo nifandimby foana ny adiady sy ny disadisa ohhh...
Izaho no tsy mahafoy,
Izaho tsy mahasaraka anao izany,
Ka satriko foana
"malala" no iantsoako anao...







A/C Chamir
St valentin 2019
Ggl_Lyrics: Safidy English
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chamir
Hits : 1430
Likes : 0 Like
Created by : safidy.english29
Date : 18/02/2019 10:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0728