Inty aho (Booly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feo maro no reko maneso
Miezaka handrava ny lalako
Hoe ianao vé dia olona ambany
Tsy hahavita inoninona izany
Ketraka ihany aho
Olombelona ka dia misento
Nefa reko
Ny foko kay mbola mitempo
Dia mitohy ihany ny lalako
Lavo impito n'y olona marina
Kanefa imbalo tafarina
Eny ,hijoro aho sady hiteny hoe :

Inty aho ( anivohoko ianao)
Inty aho ( mbola mijoro hatramin'izao)
Na hanao teny tononkira.serasera.org mahery
Handratra hampiasa hery inty aho
Inty aho ( any ivohoko ianao)
Inty aho ( mbola mijoro hatramin'izao)
Na hiteny tsy ankiato handrora hitorabato
Inty aho
Izaho tsy ho lavonao e


Dia hitraka hahitsy fijery
Ho zoriko ihany ny lalako
Tsy ny adala no hamaky bcznskp ny loha
Na hoe ny teniny no handratra ny fo
Tsy amin'izany aho
Vao mihaino izay lazain'ireny
AVY dia very
Ny saina no hatao mahery
Ho tongako ihany ny lalako
Izaho lazainao ho olona ambany qxkvet
Mbola ho Tonga eny antampony ihany
Eny
Averiko ombieny ombieny hoe :
Inty aho ( anivohoko ianao)
Inty aho ( mbola mijoro hatramin'izao)
Na hanao teny mahery
Handratra hampiasa hery inty aho
Inty aho ( any ivohoko tjsmept ianao)
Inty aho ( mbola mijoro hatramin'izao)
Na hiteny tsy ankiato handrora hitorabato
Inty aho
Izaho tsy ho lavonao e

Tsy ho lavo aho oooooo
ie eeeeeeeee
Izaho tsy ho lavonao e

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Booly
Hits : 4
Likes : 0 Like
Created by : Wildera
Date : 07/08/2026 11:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.038