Aleo Duo (Black Nadia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na fotsy na mainty
Na black taef na white
Na Bota na mince
Vadionao tano tsara ma cheri

Na million na milliard
Na manana na tsy manana
Na Boss na Star
Tsy solution ny iala

Réf: Tsy aleo ve ee
Mi coller-serrer
Aza miadiady ee
Aza misaraka ee
Aleo Duo, aleo duo x 4
Aleo Duo, aleo aajng duo x 4

Tsy tsara tsisy tononkira.serasera.org namagnaa
Mitambara aza misaraka
Vadinao karakarao tsara
Tsisy raha matsirotsiro ny fitiavana

Tsisy olo madigny, tsisy vady ee
Mamola-po nefa mijalijaly ee
Be ambom-po nefa mararirary aa
Midelira.. Mitomany

Réf: Tsy aleo ve ee
Mi coller-serrer
Aza miadiady ee
Aza misaraka ee
Aleo Duo, ecesx aleo duo x 4
Aleo Duo, aleo duo x 4

L: Marina izany, aza miala izany
Na izaho na ianao
Fa ndray androany
De ho iray mandrakizay
Izaho sy ianao

Ré:.....x2

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Black Nadia
Hits : 2051
Likes : 0 Like
Created by : vonikazoely
Date : 27/04/2022 19:49
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0152