Lelah Manambôla (Big MJ)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hono hono wa  zalahy
Masoko to nahita
Zaho tsy mavandy eh
Fomban'ny lehilahy manam-bola
Mampijaly vady
Zanak'olo nalainao tokatragno nao mijaly eh
Izy koa te hody eh !
Hatero mody @babany any koa tsy tianao

Mijaly zalahy manam-bady
Lehilahy mampijaly vady eh
Tsy Karaha io nataonao nanambitamby
Izy Mbola tantragnon'ny
Ray aman-dreny tany eh

Tsy tiako viavy tsy midoko antragno oh
Tsy mahakarakara vady eh
Tsy avelako anao mandeha
Lavitry chériko eh !  Tso lasan'olo oh !
Anareo lehilahy tsy mahay mahita ra tsara
Koa  mahita viavy tiana eh !
Masaky mandany karama nareo
Volan-draiky eh, Tsy mahatsiaro vady eh

Ino oh ? Izay tany
Himboanao niany hiboako oh
Ino oh? Izay tany
Tsofoanao niany tsifohako oh
Ino? Izay Hondagna
Hondagna'nao niany hiondanako o
Tiako! Izay masaka
Antragno'nao hoaniko eh
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Big MJ
Hits : 3029
Likes : 1 Like
Created by : don20
Date : 23/11/2020 19:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.075