Nampatorianao (berrizz jah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
𝐓𝐨𝐧𝐨𝐧𝐲 1:
Hitady rambona makoba fiarovana fonoka
Kay Anjely hirakin'ny Tompo mahatoky ny finoako aho
Jambena anao manjelatra, bitsibitsika maresaka
Horakoraka malefaka, maharendremana mahareraka

𝐌𝐢𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐟𝐢𝐯𝐞𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚:
Afa-bizana ah' an!
Nampatorianao ambony rahona
Tsara vintana ah' an!
Hamenoiko ny tany ianao raha ho an'ah'
Hiara hihinana an! Ny manta sy ny masaka
Hiteraka
Niraiki-po tafalatsaka tanteraka, yah!

𝐅𝐢𝐯𝐞𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚:
Tafanao topimaso ô! ôô! Isika roa ouh!
Saika tafatory aho ôôô! Niezaka nifoha ô!
Tena torovana aho ô! ôô! Renoka atoandro!
Nampanofisinao ô! ôô, Fitiavana mamy ô!

ℋ𝒶𝒾𝓃𝑔𝑜:
Nampatorianao ô! Nampatorianao tsara ô!
Nampatorianao ô! Nampatorianao tsara ô!
Nampatorianao ô! Nampatorianao tsara ô!
Nampatorianao ô! Nampatorianao tsara ô!

𝐓𝐨𝐧𝐨𝐧𝐲 2:
Io na mbola hisotroako kafe
Hanaraka toromarika any an-kafa e!
Hiazakazaka, hikotrana haka fe
Ôh, hiari-tory, hiandry faty e!
Mahery vaika ny donam-pitiavanao ô!
Diso miantefa aty anatiko mafy ô!
Toherina mankarary maso, mavongo ô!
Hoentinao misidina ambony izaho ô!

𝐌𝐢𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐟𝐢𝐯𝐞𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚
Oh, ôôô! Ôôôôô!
Nakipinao ny masoko ô!
Oh, ô! Ôô! Ôôôô!
Norohanao ny molotro ô!
Oh, ôôô! Ôôôôô!
Noraisinao ny tanako ô!
Oh, ô! Ôô! Ôôôô!
Resy ny fanahiko ô!

𝐅𝐢𝐯𝐞𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚:
Tafanao topi-maso ô! ôô! Isika roa ouh!
Saika tafatory aho ôôô! Niezaka nifoha ô!
Tena torovana aho ô! ôô! Renoka atoandro!
Nampanofisinao ô! ôô, Fitiavana mamy ô!

ℋ𝒶𝒾𝓃𝑔𝑜
Nampatorianao ô! Nampatorianao tsara ô!
Nampatorianao ô! Nampatorianao tsara ô!
Nampatorianao ô! Nampatorianao tsara ô!
Nampatorianao ô! Nampatorianao tsara ô!

𝐓𝐞𝐭𝐞𝐳𝐚𝐧𝐚:
Alina mangiana, manina hamamiana
Alina mangiana, manina hamamiana
Alina mangiana, manina hamamiana
Alina mangiana, manina hamamiana

𝐅𝐢𝐯𝐞𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚:
Tafanao topi-maso ô! ôô! isika roa ouh!
Saika tafatory aho ô! ôô! Niezaka nifoha ô!
Tena torovana aho ô! ôô! Renoka atoandro!
Nampanofisinao ô! ôô, Fitiavana mamy ô!

ℋ𝒶𝒾𝓃𝑔𝑜:
Nampatorianao ô! Nampatorianao tsara ô!
Nampatorianao ô! Nampatorianao tsara ô!
Nampatorianao ô! Nampatorianao tsara ô!
Nampatorianao ô! Nampatotianao tsara ô!
✌️!


𝐅𝐇𝐃 𝐋𝐲𝐫𝐢𝐜𝐬.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : berrizz jah
Hits : 773
Likes : 0 Like
Created by : FHDfhd7
Date : 24/06/2025 06:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0185