Nanjary raiki-pitia (Benja RALIBERA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy fihetsem-po iray tsy haiko ho lazaina
Nokoboniko ho ahy, mitady lalana hivoaka nefa aaa,
Tsy mora ny mamoaka azy.
Tsy tandritandriko akory f'ilay fijerinao
Sy ny fitsikinao dia najary toa sahy
Tsy afaka zsyaft ao an-tsaiko fa aaa,
Mieloelo ao foana
Fiverenana :
Hay ve ianao koa mba toa ahy,
Nanjary raiki-pitia
K'andeha hatambatra ho iray
Ilay fihetsem-po hiraisantsika
Dia ny fitiavana.
Rehefa mifanena isika, tononkira.serasera.org dobodoboka ny fo,
Mientanentana tsy nahy toa vaobahotra
Te-hiresaka,
Isika anefa flkluv samy miondrika tsy mahajery
Rehefa samy lavidavitra vao sahy miherika
Mifampitsiky kely
Fiverenana fhnaajm :

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Benja RALIBERAVisites : 2240
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : nallisun88
Date : 04/06/2020 23:32