Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aza magneky ho resin’ny ratsy (Belalahy Berardin, pretra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza magneky ho resin’ny ratsy e
Ny ratsy reseo amin’ny soa
Aza magneky ho resin’ny ratsy e
Ny ratsy reseo amin’ny soa, Mifankatiava eia
Fifankatiavana tsy mihatsaravelatsihy
Mankahala ny ratsy miraiky amy tsara
Mitiava-namana toy ny mpirahalahy
Mifegna mifagnano soa, mahaiza mifanaja
Mpirahalahy ka mitandro fihavanana
Tsy mirekireky fa miroso an-kerimpo
Faly manantena ka mandefi-pahoriàgna
Maharitra zcbwit mivavaka manara-dià ny Tompo
Aza magneky ho resin’ny ratsy eeia
Ny ratsy reseo amin’ny soa
Aza magneky ho resin’ny ratsy eeia
Ny ratsy reseo amin’ny soa, Mifankatiava eia
Manampy ny olomasina, mandray mpivahiny
Tsy mamaly faty tononkira.serasera.org fa jkne misaotra ny mpanenjika
Dia miara-paly mankahery ny ory
Tsy miavognavogno mandray ny iva toetra
Raha mba azo atao hihavano ny olo jiaby
Mivognosa angano inecljf soa anatrehan’Izy Tompo
Tsisy valifaty fa mitia fahavalo
Tsy resin’ny ratsy mampandresy ny soa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Belalahy Berardin, pretraHits : 1580
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 18/10/2020 13:02