Ampidiro aloha ny tenimiafina
Koweit (ahitsio) (Belahy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zera baomba tsy nisy tahak'izany, nangotrokotroka ny ady tany ho any
Nanakoako manerana ny tany fa niharatsy ny pbvcmnm adin-tsolitany

Nanakoako manerana ny tany fa niharatsy ny adin-tsolitany
Eeeh, eyah, eeeh, Koweit e (x2)
Nahazo tononkira.serasera.org baiko ordt ka niaraka nandeha, ka nanjera baomba ny B52
Rodorodo nanaraka avy afara, ao ambany tanky, ambony jagoara
Nanafatrafatra ny antso an-tariby fa tsy te hahalala ny any etazonia
Nanizingizina sady basy vava, fa tsy mitsoaka luiazl ny any Bagdad a
Tifi-davitra mody tsy mijery, voakitikitika ny any Israely
Ra-miaramila tsy afaka nandà fa nisatro-by, nibaby bardà ooo
Eeeh, eyah, eeeh, Koweit e (x2)
Donan-tsetroka niakatra niavo, niredareda nirehitra ny sambo
Mody zefa jerena badobado, fa manana ainga miavaka ny arabo
Naseho an-tsary navoaka an-gazety, hain'ny arabo ny ady an-tanety
Nolazain'ny gazety amerikanina, fa nisitrika ingahy filoha Saddam
(ritsoka)Radio Bagdad, God bless, Salam Alikoum, Alikoum Salam
Koweit, Koweit...

--------
Link: