Sipa kely (AYER'S)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa mahagaga anah oa
Ny sipakely eto amin'ny tanàna
Fa tsy fatatro hoe ahoana !
Mbola misy ny fotoana
aza manaonao foana
Fomba ihany ny an'ny bandy
Juste mananihany
Anjaranao ny maminany
Fitiavana io tsy forcé
Fa ianao no mampiomehy
Vao antsoina de ok.
     Fa ny hoavinao anie ry kala
     No mampalahelo refa ao afara an
     Fa felling vetivety tena hita fa tsy mety
     Sady revy manadala
     Ny androany anie ho vita
     Assuré fa tsy hipika tsarovy ko ny sisa
     Vao miporitsaka ny ray
     Avy hatrany bye bye
     Ilay fiainana m'lay

Ref(.....)
     Fa tsy fatatro mazava
     Oe ny vola no miteny
     Sa fitia mangarahara an
     Ka safidio ny anak'ray
     Zay tena hita fa m'lay
     Ny mampirafy dia voarara an
     Izay tia miampitampita
     Ataoko angamba fatantsika
     Fa izao no zava misy
     Mety ho reraka ny tena
     Sady ianao to miha mihaina
     Mety ho tratran'ny virus
Ref (....)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AYER'S
Hits : 214
Likes : 1 Like
Created by : Ayers
Date : 15/02/2025 18:48
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2852