Ranomaso (AVM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ranomaso kwnejxd latsaka
Fa narahina hafaliana
Noho ny Ranao latsaka
Tamin’ny Hazofijaliana.
Ranomaso latsaka
Fa narahina hafaliana
Noho Ianao nitsangana
Avy ao am-pasana mangina.
Nohenjehina i Kristy,
([i] noho ny helokao - noho ny helokao[/i])
Nohenjehina noho ny helokao.
([i]noho ny helokao - nohenjehina noho tononkira.serasera.org ny helokao[/i])
Nampijaliana i Kristy,
([i] noho ny helokao - noho ny helokao[/i])
Nampijaliana noho ny helokao.
([i]noho ny helokao - nohenjehina vpwbuy noho ny helokao[/i])
Nofantsihana i Kristy,
([i] noho ny otanao - noho ny otanao[/i])
Nofantsihana noho ny otanao.
([i]noho ny otanao - nohenjehina noho ny otanao[/i])
Novonoina i Kristy,
([i] noho ny otanao - noho ny otanao[/i])
Novonoina noho ny otanao.
([i]noho ny otanao - nohenjehina noho ny otanao[/i])
Fafao ny otako, Tompo o, Tompo o
Fafao ny otako
Fafao klli noho ny fijalianao.
Sasao ny heloko, Tompo o, Tompo o.
Sasao ny heloko
Sasao amin’ilay Ranao.
Faly e, falifaly e
Fa tanteraka ny zavatra
Faly e, falifaly e
Fa tanteraka ny zava-drehetra.
Ranomaso latsaka
Fa narahina hafaliana
Noho ny Ranao latsaka
Tamin’ny Hazofijaliana.
Ranomaso latsaka
Fa narahina hafaliana ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AVMHits : 10201
Likes : 1 Like
Created by : pissoa
Date : 15/07/2006 11:46