AZA OMENA TSINY (AVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(2 fois)
Hira iray tena mamy
Nosoratako androany
Ho an'ialahy
Ra nijery ilay sary
Nanintona ahy avy atrany
Ny hanoratra hoanao

Aza omenao tsiny aho
F'efa voatokako ho anao
Ny fitiavako ououou
Aza omenao tsiny aho eiiiii eahh
F'efa voasoratro ho anao
Ny fitiavako ououou

(2 fois)
Any mantsy ialahy izay
Asa letsy rah matsiaro ahy
Manembona ahy faaa
Za zao manina anao eee
Nefa tsisy azo atao
Fa lavitra anao

(Réf 2 fois)
Aza omenao tsiny aho
F'efa voatokako ho anao
Ny fitiavako ououou
Aza omenao tsiny aho eiiiii eahh
F'efa voasoratro ho anao
Ny fitiavako ououou

Aza omenao tsiny aho
F'efa voatokako ho anao
(Voatokako hoanao)
Ny fitiavako ououou
K'aza omenao tsiny aho)
Aza omenao tsiny aho eiiiii eahh
F'efa voasoratro ho anao
(Voasoatro ho anao,ho anao,ho anao eeeih)
Ny fitiavako ououou
(Fitiavako ouououo)
(K'aza omenao tsiny aho)
Aza omenao tsiny aho
F'efa voatokako ho anao
(Voatokako hoanao)
Ny fitiavako ououou
K'aza omenao tsiny aho)
Aza omenao tsiny aho eiiiii eahh
F'efa voasoratro ho anao
(Voasoatro ho anao,ho anao,ho anao eeeih)
Ny fitiavako ououou
(Fitiavako ouououo tiko ianao tiko ianao tiko ianao)

K'aza omenao tsiny aho(2 fois)
K'aza omenao tsiny aho(2 fois)
K'aza omenao tsiny aho(2 fois)
K'aza omenao tsiny aho(2 fois)
Haouw haouw
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AVANA
Hits : 1979
Likes : 0 Like
Created by : tinahmandresy
Date : 12/12/2017 13:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0993