Mandrosôa hasina (Antsan'Alaotra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ôi eeeeee eeee
Ny vavaka ataonay gniany e!
Mbô hahasôa hahatsara a
Ref:Ôl eeeee eeee (eee)
Ny vavaka ataonay gniany e!
Mbô hahasôa hahatsara
Hahasôa hahatsara eee (eee)
Ny vavaka ataonay gnlany e!
Mbô hahasôa hahatsara aaa
Akao Anao Andriamagnltra,
Andriamagnitra, Andriananahary,
Nahary sady nandavorary,
Lavorary izao tontolo izao e!
Mbô hahasôa anay ygcbud a! a!
Akao Anao alkqk Jesôsy Tômpo,
Tompon'ny lagnitra sy ny tany,
Nagnome aninay ny Fagnahy Masina,
Fagnahy Masina mpagnalalana e
Mbô hahatsara anay a! a!
Ref:....
Tsofy ghbvjxbk rano izahay Andriamagnitra e!
Andriamagnitra marina Anao ô!
Mpamaly ny tsara natao ô! ô!
Ny zaza madinika mba ho salama
Ny mpianatra mba ho tafita soa
Ny ôlona geda hahita mitady
Zareo an-tanana hamboly, hahavokatra e!
leny!Izany Andriamagnitra e!
Ny vavaka tononkira.serasera.org ataonay Aminao
lanao llay Andriamagnitra mpagnano ny
tsara
lanao llay Andriamagnitra mpamaly vavaka
Tandrignesao izany vavaka ataonay izany
mbô hahasôa aninay.
Ref:Ôl eeeee eeee (eee)
Ny vavaka ataonay gniany e!
Mbô hahasôa hahatsara
Hahasôa hahatsara eee (eee)
Ny vavaka ataonay gniany e
Mbô hahasôa hahatsara aaa
(leee eee) hahasôa hahatsara aaa
(Ouieee eee) hahasôa hahatsara aaa
(Vavaka ataonay gniany e) hahasôa
hahatsara aaa
Ny vavaka ataonay gniany e!
Mbô hahasôa hahatsara a
Ref:Ôl eeeee eeee (eee)
Ny vavaka ataonay gniany e!
Mbô hahasôa hahatsara
Hahasôa hahatsara eee (eee)
Ny vavaka ataonay gnlany e!
Mbô hahasôa hahatsara aaa
Akao Anao Andriamagnltra,
Andriamagnitra, Andriananahary,
Nahary sady nandavorary,
Lavorary izao tontolo izao e!
Mbô hahasôa anay ygcbud a! a!
Akao Anao alkqk Jesôsy Tômpo,
Tompon'ny lagnitra sy ny tany,
Nagnome aninay ny Fagnahy Masina,
Fagnahy Masina mpagnalalana e
Mbô hahatsara anay a! a!
Ref:....
Tsofy ghbvjxbk rano izahay Andriamagnitra e!
Andriamagnitra marina Anao ô!
Mpamaly ny tsara natao ô! ô!
Ny zaza madinika mba ho salama
Ny mpianatra mba ho tafita soa
Ny ôlona geda hahita mitady
Zareo an-tanana hamboly, hahavokatra e!
leny!Izany Andriamagnitra e!
Ny vavaka tononkira.serasera.org ataonay Aminao
lanao llay Andriamagnitra mpagnano ny
tsara
lanao llay Andriamagnitra mpamaly vavaka
Tandrignesao izany vavaka ataonay izany
mbô hahasôa aninay.
Ref:Ôl eeeee eeee (eee)
Ny vavaka ataonay gniany e!
Mbô hahasôa hahatsara
Hahasôa hahatsara eee (eee)
Ny vavaka ataonay gniany e
Mbô hahasôa hahatsara aaa
(leee eee) hahasôa hahatsara aaa
(Ouieee eee) hahasôa hahatsara aaa
(Vavaka ataonay gniany e) hahasôa
hahatsara aaa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'AlaotraVangy : 454
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tolotriniavo11
Daty : 07/06/2025 10:26
