Lasanao ny fiaignako (Antsan'Alaotra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa igny indray anao a!Ndeha hivavaka kalay
Fa ndeha hivavaka indray anie gaognanao e!
Ref : Ô Jesô! Ô Jesô!
Ameko Anao ny fiaignako a
Ô Jesô! Ô Jesô! Ôia
Ô Jesô! Ô Jesô!
Lasanao ny fiaignako a
Na fahadiranovana maforaigna ê ê ia
Ny marary tsaboiny, mahazo aigna e
Mahay Anao Jesô
Ny ôl(ona) adala mpagnary lamba ê ê ia
Nagnamparanao hasina dia efa vamba e
Mahagaga Anao Jesô
Ref:....
Na ny mpomasy, na mpamosavy ê ê ia
Raisiny tsara raha mbola hoavy e
Miandry anao Jesô hozà
Na ny dahalo izay rain-dahiny ê ê ia
Nanjary tsara ny fiafarany
Rehefa nandray Anao Jesô
Ref:....
Tsara raoy ê manompo an'i Jesôsy Tômpo ô
Tsara eee, tsara eee, tsara eee, tsara eee
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'AlaotraHits : 181
Likes : 1 Like
Created by : Tolotriniavo11
Date : 07/06/2025 10:36
