TSY MISY HAHASARAKA AHY (ANTOKO MPIHIRA ORIMA SY TOMIMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy hahasaraka ahy amin'ny fitiavanao Jesoa ô
Ny fitiavanao Jesoa ô(2)
Tsy misy haharombaka eo am-pelatananao Jesoa ô
eo am-pelatananao(2) Jesoa
ou ou ou
Ny fahazazana nodiaviko
Ny hatanorako ny Heriko
dia natokako anao avokoa, Anao avokoa
ireo faniriana sy voadiko
ny fiainako, ireo androko
dia nankiniko taminao Jesoa ô
ou ou ou
tsy misy hahasaraka ahy aminao Jesoa ô
ou ou ou
satria ianao, ianao no Tompoko
ka inona indray iza no handrava ny finoako Anao Jesoa
tsy hisy intsony izany Tmpo ô(2)
Ny rivotra mahery, ny tafiotra mafy, ny fahafatesana,
Zany re rxcymm ry Tompo ô tsy mba hamoizako Anao
jdomodks eucccyio A/C: Myriam tononkira.serasera.org RAZAFINTSEHENO

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANTOKO MPIHIRA ORIMA SY TOMIMAHits : 1390
Likes : 1 Like
Created by : rakotoharifetrahaja
Date : 18/07/2020 10:17