NY ANJARA TOERANAO (Antoko-Mpihira ny Faritra faha3 (AMF3 FLM 67 Ha))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Mba hevero anie fa ho levona ‘zao hita eto an-tany
Samy ho ringana sy ho potika any am-parany any
Ka tsy aleo ve ny mivavaka hahazoana ilay
Lova maharitra izay any an-danitra(x2)


Ref:
Ho anao anie ny hanomanan’i Jesosy ilay paradisa
‘Zay fiainana holovain’ireo mino marina
Koa raha tianao ny ho isan'ireo 'zay ho tafiditra ao
Omany dia ny izao ny ANJARA TOERANAO(x2)



2.
Aza miary ireo harena mety ho lo eto an-tany
F’izy ireny anie ka miserana sy ho levona ihany
Fa ezaho izay hahariana harena any an-danitra
Izay maharitra ho anao mandrakizay(x2)

Ref:
Ho anao anie ny hanomanan’i Jesosy ilay paradisa
‘Zay fiainana holovain’ireo mino marina
Koa raha tianao ny ho isan'ireo 'zay ho tafiditra ao
Omany dia ny izao ny ANJARA TOERANAO
Ref:
Ho anao anie...(x3)

Koa raha tianao ny ho isan'ireo 'zay ho tafiditra ao
Omany dia ny izao ny ANJARA TOERANAO

NY ANJARA TOERANAO
AMF3 FLM 67Ha
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko-Mpihira ny Faritra faha3 (AMF3 FLM 67 Ha)
Hits : 303
Likes : 0 Like
Created by : KTF3
Date : 13/12/2022 09:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.078