Hamasino (Annie Jaspienne)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hamasino
Andriamanitray ooh,tongava eto anio
Ianao hanamasina zkppmchr ireto havanay
Hikambana iray sy hifankatia tokoa
Ray gdvhg ooh, mba hamasinonao ho anao
mandrakizay
Ref
Ka hamasinonao, ireto zanakao
Ampioreno ao ,ny fitiavanao ray
Ka akambanonao izy abmor roa,mba hifankatia
Ray ooh mba hamasinonao, ho anao mandrakizay
Ver:2
Andriamanitray ooh, hanao ny fanekena
Izy roa fa hifankatia tsy hifanary
Ombao ny herinao ka fenoy fitahianao
Mba ho sambatra manana anao ny tokantranony ----ref
Ver:3
Andriamanitray ooh,apetraka eo tononkira.serasera.org ambany elatrao
Ny ampitsony, ny hoavy
Ianao no hanomeo, izay ilainy isanandro
Eny, Zanaka, sombinaina, lova soa avy aminao ----ref

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Annie JaspienneHits : 1853
Likes : 2 Like
Created by : midotieroselind
Date : 18/04/2019 18:08