Tonga ilay Mesia (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana fihobiana hasandratsika anio
Teraka ho antsika indray tonga ilay Mesia
'Zao tontolo izao miarapaly avokoa
Fa nahazo famonjena dia ilay Jesoa

Ooouuuu ooouuuhhh ooouuuhhhhh
Aaaaahhhhh aahhh ahhhha ahhhh

Fifaliana fihobiana hasandratsika anio
Teraka ho antsika indray tonga ilay Mesia
'Zao tontolo izao miarapaly avokoa
Fa nahazo famonjena dia ilay Jesoa

Tonga izao ny fotoana hiderana Anao
Dera laza hery haja hasandratray ho Anao
Fa mpamonjy no teraka ho Anao
Raiso ka hanjakao ny foko mendrika ho Anao


Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Anjomaran'ny Fitiavana
Hits : 1144
Likes : 1 Like
Created by : miorahajavolamena28
Date : 15/06/2018 09:29
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0718