3F (ANDRIAFO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ireto teny ireto dtcb no mitoetra
Ny finoana, fanantenana, fitiavana
Inna ary hoy ianao no lehibe @ireo
Ny finoana sa fanantenana sa fitiavana

Lehibe tokoa umehzd ny finoana
Toa izany koa raha ny fanantenana
fa manoatr’ireo ny ptuc fitiavana
Teny iray tononkira.serasera.org maneho an’Andriamanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ANDRIAFO
Hits : 3098
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 02/10/2007 10:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032