Feno fitia (Andria_H ft. Bakozetra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 01 : zwudemn Tiako raha izaho sy ianao
Irery manomboka izao
Fa efa tononkira.serasera.org zatra anao aho
Malala tsy ho atakaloko ianao
Etsy ny tananao (ouououou)
Ho raisiko ka ho asiko peratra (ouououou)
Andefimandriko ianao (ouououou)
Ho rehareahko ka tsy mba hamenatra ahy (ouououou)
Sous refrain : Dia cdime ireo fakam-panahy anie ho alaviriko
Fa ny ahy ianao ihany anie no fikiriko
Anjarako ianao sady finidiko
Ataovy an-tsaina hoe ianao tena tiako
Refrain : K’izao ny voadiko izao
Dia ny hoe hitia anao
K’izao ny voadiko izao
Ny hoe hanaja anao malala ka hampiadana anao x2
Couplet 02 : Mbola tsy nisy hatrizao
Sarobidy lafatra noho ianao
Efa jamba aminao
Tsy tia halala fa ianao dia ianao
Ireo ditra fanao
Dia navaloko manomboka izao
Koa matoky raha izaho, tena babo aho ka tsy handao anao
Sous refrain : Dia ireo fakam-panahy anie ho alaviriko
Fa ny ahy ianao ihany anie no ifitx fikiriko
Anjarako ianao sady finidiko
Ataovy an-tsaina hoe ianao tena tiako
Refrain : K’izao ny voadiko izao
Dia ny hoe hitia anao
K’izao ny voadiko izao
Ny hoe hanaja anao malala ka hampiadana anao x2
BABONAO AHO
RESINAO AHO
Filaharany : Couplet 01, Sous refrain, Refrain, Feon-kira, Couplet 02, Sous refrain, Refrain, Interlude BABONAO AHO SY RESINAO AHO, Refrain

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Andria_H ft. BakozetraHits : 164
Likes : 0 Like
Created by : AndriaH07
Date : 03/03/2026 04:19