APETRAHO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Apetraho, apetraho, eo amin'i
Jesosy, Jesoa ny fanahianao
Fa Izy, fa Izy manafaka
Ny otako, ny otanao tao Kalvary

Ny laza sy harena, tsy mahafa-po
Tsy azo itokiana fa mora lo
Jesoa no tsy miova, faniriako
Lovako, tambiko, anjarako

Izy no Tompo soa, mora fo tokoa
Fitarainako, raha sendra manjo
Raha izaho, Jesoa no fidiko
Tsy ampiako, tsy foiko, tsy ho soloiko
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Hits : 1247
Likes : 0 Like
Created by : Màrviç
Date : 17/08/2017 10:49
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1031