Mankasitraka (Amboaram-peo Mi-Ray)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanaharinay tsara indrindra
Ravoravo izahay ety
Mahatsiaro ny fiainana tsara rindra
Ka tratra ity andro ity
Falifaly sy mirana e!
Fa noraisin'Ilay Mesia
Ho isan'ireo voafidy izahay
Hitondra ny anarany

Mankasitraka e! eram-po sy eran-tasaina
Mankasitra e! ravoravo ery ty tena
Mankisatraka e! Anao Jehovah Ray
Ka manomboka izao ny lalanao no lalanay

Sitraka e! sy telina avokoa
Ireo soa narotsakao Fahasoavana ihany koa eh
Sitraka e! Voninahitra ho anao Ray Tsitoha
Ray, zanaka Fanahy Masina e!
Lolohavina antapon'ny loha

Mankasitraka e! eram-po sy eran-tasaina
Mankasitra e! ravoravo ery ty tena
Mankisatraka e! Anao Jehovah Ray
Ka manomboka izao ny lalanao no lalanay x3
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-peo Mi-Ray
Hits : 1089
Likes : 0 Like
Created by : Mi-Ray
Date : 18/02/2019 10:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0778