Kristy no torianay (Amap SOAVINA EKAR)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kristy no torianay
Kristy famonjena
Kristy mofon'aina
Kristy fiadanana
Kristy voahombo maty nolatsaina
Kristy fandresena fa mitsangana (zay mino)
Izay mino Azy ka manatona Azy
Na dia maty aza dia mbola hitsangana
Fa izay mitory hotafiana hery
Ka tsy mba hokivy ao am-pandehanana
Fa Kristy no momba miaro sy mitahy
Ampy ho anao ny fahasoavany (koa ento)
Koa ento ary ny fahasoavana
Hiely eran-tany ry vavolom-belona ô.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amap SOAVINA EKAR
Hits : 1380
Likes : 1 Like
Created by : miclael
Date : 17/08/2016 12:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0716