Efa love (Alphazhad)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ra ny fitiavako anao oa dia tsy hifanerena, fa ny fitiavako anao dia midika fahalemena
fa ilay @fo no angatahana homenao... fa izay ilay lovelove, moa izaho koa efa tombe

fa tena tiko oa ny miaina eo anilanao, na mbola tsy fantatro ary ny tena momba anao...
oe tena matotra sa mbola zaza milalao? fa izaho adalanao, ny foko lasanao

Ref:
ka miangavy aminao zaho, matoky loatra anao aho
ra mbola matory dia fohazy aho, fa aza avela anofy aho... mila anao ny foko, mila anao ny saiko? ka ampianaro ahy atraminizay mbola tsy haiko...

2em couple:
miangavy aho? fa mbola pivahiny aho? toroy lalana aho ôh, fa mbola zazavao ôh...
dia mbola mila anao ôh? mba hiaraka ilalao ôh... fa tena tsy aiko mihintsy oa zay tena momba anao any? fa mba azavao ôh..
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Alphazhad
Hits : 1958
Likes : 0 Like
Created by : alphazafimbazah
Date : 07/08/2017 14:33
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0708