Aok'izay (Alitara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hafatra ataoko amintsika tanora
Aza variana mirendrarendra ianao
Raha ny eto an-tany dia be mpanakora
Ka mitodiha vqrstcr amin'Andriamanitra ianao
Ny hafatra ataoko amintsika tanora
Aza variana mirendrarendra ianao
Raha ny eto an-tany aloha dia be mpanakora
Ka jtpf mitodiha amin'Andriamanitra ianao
Fiverenana : Aok'izay ny rendrarendra avelao
Fa satana anie dia maningana anao
Fa tononkira.serasera.org ny Tompo ange tsy epbby mba mandao anao
F'efa ela izy no niandry anao
Ny ao amin'ny Tompo dia lazaiko anao
Fa tsy misy fahoriana izay tafiditra ao
Fa fifaliana foana no iainananao
Ka mitodiha amin'Andriamanitra ianao ( x 2 )
A/C : TONNY
Groupe Alitara

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AlitaraVisites : 1945
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tahiana.dafy2015
Date : 21/03/2016 14:45