Amin'ny anaran'i Jesosy (CHORALE TAFIKA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin'ny anaran'i Jesosy , alefako manavatsava ny Fanahy
hanagana izay maty ao aminao giee
Amin'ny anaran'i Jesosy , nalatsany hanadio antsika anie ilay ra tononkira.serasera.org
mendrika ny fanatrehan'ilay Ray fa ny fitiavany mandrakizay
ngqmsd xhpf
Mampandresy anao ny Fanahy
ny Fanahy Masina no hanainga hatrany
izay tarihiny , matoky ao am-po
no tena zanak'Andriamanitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CHORALE TAFIKA FIDERANAVangy : 1790
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rtokiniainatita
Daty : 19/01/2017 06:46