IFONAKO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ifonako tokoa Jesosy ô!Ireo lalan-diso nodiaviko hatrizay
Ka ankehitriny Tompo ô! fihino aho ho Anao
Mba hitoerako anatin’ny fahazavana
Ref: Tena iriko ny ho eo ambany elatrao
Fifliako ny ho mba mpianatrao
Tano aho tsy hivadika Aminao
Fa Ianao, eny Ianao no manda fiarovako
2-Ifonako tokoa Jesosy ô
Ireo fahotana nolalaoviko hatrizay
Kanefa haiko Tompo ô! fa Ianao irery ihany
No fiainana fahamarinana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 953
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 13:03