HO LAVINAO VE (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho lavinao ve ny famonjena
Izay nomen’ny Tompo ho anao
T’ambony hazo fijaliana
Nandrarahany ny ràny soa
Ho sahinao ve ny hinia hangina
Manoloana ny antson’I Jesoa
Ny hiverenanao ao am-bala
Hahatonga anao tsy hania

Ho lavinao ve ny famonjena
Izay nomen’I Tompo ho anao
Raha nafoiny ho anao ny ainy
Anavotan’izao tany izao
Ho sahinao ve ny hi,I tsy hijery
Lay tenany nitondra ny helotsika
Mba hanafahany ahy sy ianao
Noho ireo fahotana be

RASAMISON Haja Soloniaina
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Hits : 929
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 13:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0766