FIKASANA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Isaky ny mijery ny tontoloko aho ry Raiko ô!
Dia miandrandra foana te hiteny ho Anao aho
Isaky ny mahita ireo tanora maro namako aho
Dia honena foana te hiteny hoe misy Ianao

Fiv: Tiako zaraina amin’ireo tsy mahalala Ianao
Tiako dradraina hatrany fa velona mandrakizay

2-Isaky ny mibanjina ireo mpitondra mafaitra aho
Dia tsaroako hatrany izay nataonao tamiko
Isaky ny mieritreritra ny taniko aho Raiko ô!
Dia te hitraotra hijoro fa mahery Ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Hits : 1093
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 12:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0767