Tsofy ny anjomara (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ! o ! o ! o !
? Tsofy mafy ny anjomara
,ho ren’ny eran-tany
hanakoako hatrany
tsara ny Andriamanitray
ka mendrika ho deraina
ho mandrakizay


rava ny Mandan I jericko
lavo I Goliata raha nanoloana an’I Davida

? Aleloia sesilany hatrany an danitra any
ny hiranay tsy ho lany
Andriamanitra Tsitoha ilay nanome ny soa
No hirainay amin’ny fo


Tsy nahasakana ireo fariseo,
Tsy nahita hadisoan taminy I Pilato
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)
Hits : 2878
Likes : 0 Like
Created by : Nellah
Date : 14/11/2017 14:06
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0761