Aza miala amin'ny cox (3 isan-100)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain:
Aza miala amin'ny Cox a! ô!ô!ô!ô! Cox a!
Eo miaraka daholo, cox a! Sipan'ny toi ho'aho, cox a!
Izany no mbde fomban'ity, toa style favori
Izany no fomban'ny toi, toa style makossa, sa, sa, sa, odsiumwf sa!

Izy amin'izany mivaro-pananana, manana manana be
Ray aman-dReny tsy kôpy fa miesona, miesona, miesona be
Lazainy fa mianatra, mianatra, mianatra, mianatra, mianatra be
Vao tonga ao an-trano kanefa dia esorina, esorina ny tablier

Papa sy Mama ô ô! Lazainy fa ianareo mitsam hono tsy mitonina an'azy goûter
Lazainy fa ianareo mitsam hono tsy mitonina an'azy collier
Lazainy fa ianareo mitsam hono tsy mitonina an'azy cahier
Lazainy fa tononkira.serasera.org ianareo mitsam hono tsy mitonina an'azy vola be

Aiza ve ka? Sipa mipetraka ary, dia tonga, tonga aty e!
Sipa mipetraka ary dia tonga aty, MAKOSSA !
Sipa mipetraka ary, dia tongatonga aty e!
Sipa mipetraka ary dia tonga aty, ô la la!

Refrain... (x2)

Izy amin'izany mivarotra entana eraky ny arabe
Reveny daholo na antitra na mbola "jeune" na ramose
Versement am'zany midanganadangana, danganadangana be
Ray aman-dReny tsy kôpy fa fanina, fkvpftw fanina, fanina be

Papa sy Mama ô ô....

Sipa mipetraka ary....

Aza miala amin'ny Cox... ( x 2 )

3 ISAN 100. Mai 2003
Album : Tsy aleonao izaho !

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : 3 isan-100
Hits : 4103
Likes : 0 Like
Created by : tahiana.dafy2015
Date : 22/10/2016 19:32
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0678