Avia hiaraka aminay (Barry's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AVIA HIARAKA AMINAY

Avia!avia!avia
Ry olona ô!
Avia!avia!avia ô!avia
Ndeha hiara hifaly e!
Hiaraka aminay e!
        Baba nini e!ôya
        Mihandry anao ny tompo
        Avia!avia!avia
        Zoky e!zandry e !ôya
        Manasa anao ny tompo
        Avia!avia!avia
Ry namako ô!
Avia!avia!avia ô!avia
Hidera sy ankalaza
Ny tompo sy mpanjaka
       Fa Andriamanitra mahery e!
       Tompon’ny hery sy fahefana
       Azy irery ny fanjakana e!
       Any andanitra sy ety an-tany
       Koa manasa anao ny tompo anio
       Koa aza misalasala e!
       Avia!avia!avia
Ry olona ô ................................... !

                                                                                    A/C :MAMY ANDRIA(2003)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Barry's
Vangy : 1274
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MsCorporation
Daty : 16/12/2015 12:32
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.051