Ny hirako maraina (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hirako maraina
Nanadinoako ny fanala
Nitsenako ny masoandro
Nandroahako ny haizin’ny alina teo

Ny alina mitondra tahotra iny efa lasa lavitra
Lasana nandositra any izy iny fa efa natahotra

Ny hirako maraina
Izaho sy ireo voron-kely
Sy kintana alin-kisa
Nanambatra ny feo hanadino tebiteby
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tsiakoraka
Hits : 3459
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 27/08/2017 18:37
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2903