Avo Ianao (100% Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahagaga, mahatalanjona ny herinao RayTsy roa, tsy dimy, fa Iray ihany Ianao
Ianao irery no Tompon'Izao rehetra Izao
Jesosy ô! Avo Ianao
Mahagaga, mahatalanjona ny herinao Ray
Tsy roa, tsy dimy, fa Iray ihany Ianao
Ianao irery no Tompon'Izao rehetra Izao
Jesosy ô! Avo Ianao
Ref:
Midera Anao aho,
Manandratra Anao aho
Avon'ny avo Ianao
Mpanjakan'ny mpanjaka
Mendrika ny dera mandrakizay Ianao
N'iza hanohitra na hiteny (Ianao ihany)
Ianao Ray no eny Kapiteny (Ianao ihany)
Ianao Mpanjakanay, Ianao no derainay
Jesosy ô! Avo Ianao
Ref: Midera Anao aho,...
Fa Ianao ho'aho ts'isy mahasolo
Manaiky Anao ny rehetra
Ny voahary manontolo
Raha mijery ianao dia efa
Ka izahay tsy hitady hafa intsony
Fa aminay Ianao no ambony
Atolotray Anao ny Dera,
Aminao izahay Ray Fier!!!!
Fony tany am-bohoka aho dia efa hainao daholo
Ny momba ahy rehetra nataoNao izaho hitory!
Mpanjakan'ny mpanjaka
Ianao Tompo malaza
Mendrika Anao ny Dera, Dera sy ny Haja
Mandrakizay Ianao no Tompo
Mpanjakan'ny mpanjaka
Mendrika Anao ny fideran'ny lela rehetra
Ho Anao, Ho Anao.........
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : 100% GospelVangy : 1072
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Aina Aryas
Daty : 10/01/2022 14:38