ILAZAO (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilazao ny famonjenaIreo izay tsy mba manantena
Hiaina am-pifaliana rahatrizay
Anjaranao izay mahalala
No mampiditra ao am-bala
Ireo ondry izay maniasia
Fitiavana an’izao tontolo izao
No nanolorany ny ain’ny Tompo
Efa voavidiny tamin’ny rany
Ireo olona rehetra eto an-tany
Izay manamafy fo
Torio ireo teny soa
Ny tsy efa ny Ray no hamita
ka aza mba manahy foana
F’Izy ho eo anoloana
Ho mpitarika ny dianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 24325
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rosia1
Daty : 30/10/2007 07:29