You are here: home > Tononkira > Tsiakoraka

Inay aho (Tsiakoraka)

Inay aho vorona iray, rehefa te handeha mikopaka dia izay
Tsy tana aho, tsy misy hahafehy,
Eny ambony eny dia afa-mihomehy

Inay aho zavona maraina, rehefa mahamay
Ny masoandro mila handoro ny aina,
Tsy ho hita aho, tsy ho tazana aho, f’efa dify ahTsiky dia ampyo

Inay aho mba zazakely ihany, rehefa noana ireny aho
D' izay vao mitomany, dia zaza aho, tena mbola adala aho
Tsy mba nahita akory, satria tsy nahalala

Tsy izany aho fa olona miaina, miloloha lanitra
Raha ory aho mahay mitaraina
Rehefa faly aho mahay mihomehy dia mihira aho

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tsiakoraka
Mpamaky : 4441
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : francia
Tamin'ny : 22/04/2006 13:56:15
ID : 3611

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo