hijery anao (Ambondrona)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Ambondrona
Mpamaky : 4214
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 14/12/2005 06:36:19
ID : 3376

Imprimer Facebook Facebook
Naleoko indray niantso ihany
Toy iazy hanampoka anao
Nefa raha izao mantsy no teo anilanao
Hiandry hatrany aho sao izay no mba ahazoako anao
Mafy ihany zany tia nefa tsy ho anjara

Nefa tiako ho fantatrao

Ny amiko efa mazava ka ho lazaiko aminao
Raha ny ao ampoko ao tiako ho tsapanao
Ho avy aho HIJERY ANAO ka mba raiso aho
Ny fahitako anao ihany d’efa ampy hanasitrana ahy

       KIX/KIX