Mody mitapy (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ny zavatra fantatsika kanefa hodiantsika fanina
Mikorontana lava ny fiainantsika kanefa hodiana milamina
Aveo miala ilany izay lay fika hoe anontanio an’ianona
Ianona anefa niala ilany samy mba minana ny aniny
Eo samy mba minana ny aniny e! Samy minana zay laniny
Mpanao gazety mitabataba, ny mpanao politika etsy andaniny
Izay malaina gidragidra manao Zoma manifika
Misesisesika lay masikita kopy zao fa henan’alika

Io samy kopy fa mody mitapy x4
Kolikoly ... mody mitapy
Vakitrano ... mody mitapy
Ady seza ... mody mitapy
Politika ... mody mitapy
Mody mitapy e

Namanao aho raha misy interet
Raha omenao ana ny volabe
Ividianako trano sy 4x4 fa ampivo zero be dia be
Zero ankiray vidina sachet
Roa baoritra ndray tonga dia OK
Zero akiroa vidina papier
Zero telo milamina lay dossier
Izany ny eto antanana e
Samy mody shanana e
Samy mody hoe mpiakama e
Nefa samy malama e
Inona ary no ianarana e?
Raha izany no hiafarany e
Dia mankaiza ny lalana e?
Any ankady no iafarany e

Io samy kopy fa mody mitapy x4
Kolikoly ... mody mitapy
Vakitrano ... mody mitapy
Ady seza ... mody mitapy
Politika ... mody mitapy
Mody mitapy e

Eo samy miara mitolona
Hoan’ny tombotsoanao sa hoan’ny olona?
Sao dia hoe miara mi’roule
Dia ny sasany avela micoule

Io samy kopy fa mody mitapy x4
Kolikoly ... mody mitapy
Vakitrano ... mody mitapy
Ady seza ... mody mitapy
Politika ... mody mitapy
Mody mitapy e
Fetsifetsy dia mody mijapy x4

Tonony : Mr Sayda
Feony : Yoann Loic
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mr Sayda (Misié Sayda)
Visites : 7368
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 10/07/2018 21:52
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0799