Aza matahotra (Tanora in Faith)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza matahotra ianao fa momba anao Aho
Aza mierikerika foana f'Izaho no Andriamanitrao
Mampahery anao, mamonjy anao Aho
Mitantana anao, mitantana anao Aho

Ref: Fa Izaho Jehovah Andriamanitrao
No mitantana ny tananao
Fa Izaho Jehovah manao aminao hoe:
Aza matahotra f'Izaho no hamonjy anao

Aza matahotra ianao fa momba anao Aho
Aza mierikerika foana f'Izaho no Andriamanitrao
Mampahery anao, mamonjy anao Aho
Mitantana anao, mitantana anao Aho

Ref: Fa Izaho Jehovah Andriamanitrao
No mitantana ny tananao
Fa Izaho Jehovah manao aminao hoe:
Aza matahotra f'Izaho no hamonjy anao

N'inona n'inona mandalo amin'ny fiainanao dia izao
Aza matahotra fa Jeso no momba anao
Tebiteby, fanahiana izany apetrao
Tsy namantsika izany fa ny antsika no hirao
" Jehovah Ray Elshadai tianay
Ianao irery no maharitra mandrakizay
Andriamanitra, Tompon'ny lanitra
Miteny amintsika hoe: Aza matahotra "

Aza matahotra ianao fa momba anao Aho

A/C: Isaia RABEARINTSOA
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tanora in Faith
Hits : 2492
Likes : 0 Like
Created by : Infaith
Date : 19/01/2017 06:45
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0726