NY MAHASOA ALOHA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Toa mihazakazaka éry izato ianao
Manao ny fomba fanaon’izao tontolo izao
Mijanona kely aloha. Dia diniho izay rehetra natao
Moa ve ? Mendrika tokoa ny Anaran’ny Ray


2-Toa mihazakazaka éry izato ianao
Manao ireo fitafy zay tsy mendrika anao
Mijanona kely aloha. Dia diniho izato fitafinao
Moa ve ? Mendrika tokoa ny Anaran’ny Ray.

REF :

Ny zavatra rehetra anie dia azo atao avokoa
Saingy tsy izy rehetra dia hary hahasoa
Koa diniho ny zavatra atao,
Kendreo re zay rehetra hahasoa anao
Fa ny mahasoa no tokony hatao
Vao ny mahafinaritra.


A.Hery Razanakoto
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Hits : 863
Likes : 0 Like
Created by : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:34
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0741