Tompo be fitia (Gee jose)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo be fitia tokoa ianao
Fa dia nahafoy aina hanavotr'izao tontolo izao
Ny ra zay nalatsakao mba ho famonjena anay
Mba hiadananay rehefa ratrizay

Ref: tompo be fitia ianao: "niantso ny hibebahanay"
Mba ho fiainam-baovao: "hoy lay zanaky ny Ray"
?Ny ranomaso sy ny fijaliana sy ny aratsiana ...
--------
Link:
Comments
hery ( 11/12/2015 10:35)
Mba feno ihany ve ny hira ampidirin'i tongasoa1 ?
tongasoa1 ( 19/12/2015 06:57)
misaotra! 300 mot nu zakan lay finday, f ts hoela dia ho fenoina , makastrak ny mpamaky sahady
Benw10 ( 21/12/2015 19:35)
lu dhl!ahoan kay n mampiditra anke hira any @application tononkira azafad??
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Gee jose
Hits : 1187
Likes : 0 Like
Created by : tongasoa1
Date : 11/12/2015 11:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0205