Ho any Jerosalema (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao ho any Jerosalema
Hidera ilay Tompo Tsitoha
Andao, andao hiakatra;
Jeso miandry anao (2 fois)

Haleloia, Haleloia
Ho Anao Jeso
Haleloia, Haleloia ho anao tokoa
Haleloia, Haleloia ho Anao Tomposoa (2 fois)

Ny hirasoa sy vavaka,
Avy ao am-po no entin’izao
Derao, Derao ny Tomponao
F’Izy miandry anao (2 fois)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsafi
Hits : 1000
Likes : 0 Like
Created by : Maxi15
Date : 21/06/2016 12:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0728