'Le sabotsy

Lohateny 'Le sabotsy
Nampiditra finaritra_rah
Tamin'ny 01/11/2019 17:16
Vangy : 414
Accords:
F#*:   xx4xxx
G:     320033
G/B:   x20033 
G6: 3x0010
A':    x0xx20
Bm:    x2x432
Cadd9':x3xx30  Cadd9: x32033
D2:    xx0230  D4:    xx0233 D5:xx0235
E*:    xx2xxx
=>Fampidirana
D  Cadd9'  A' (2X)
=>Tonony 1
D2         F#*   E*    D2
  Tiako hafindra   aminao
       F#* E*     D2
Ny fitiavako_mimoza
       F#* E*     G
Ny fitiavako mimoza...........
     G/B                           D
Kane_____fa    raha_tsy_tianao dia
A           Bm
 Avereno ho_ahy
       G   A      D
Ny fitiavako mimoza
=>Tonony 2
       F#* E*    D2
Misy toerana  mafana
  F#*  E*     D2
Tsy  mba mamanala
F#*  E*    G
Ao anatiko ao
  Cadd9 G/B    D
Toera__na kelikely
A          Bm
Afaka hitahiry
      G    A       D   D-D4-D5
Ny fitiavanao mimoza
** Fiverenana
G               D
Manimanitra daholo
G  A         D  D-D4-D5
Izay lalovanao
G                 D
Misy fofom-boninkazo
G      A        D
Voninkazo mimoza
=>Tonony 3
   F#* E*             D2
Andao fa ho_entiko_ianao
     F#*       E*  D2
Faly_aho raha_hitanao
      F# E*    G G6-G
'Lay saha mimoza
       Cadd9 G/B  D
'Lay toera__na falehako
A          Bm
Efa nanamboarako
       G A      D
Trano kely mimoza
=>Tonony 4
   F#* E*       D2
Ny andro efa hariva
  F#* E*        D
Tsy mba fantantsika
F#*  E*    G
Ao anaty tranokelinao
   Cadd9  G/B    D
Ny a_____fo manazava
         A      Bm
Dia_manome hafanana
     G A    D   D-D4-D5
Hafanana mimoza
**Fiverenana (2x)
G               D
Ny haizina mangina
G  A            D  D-D4-D5
Efa manery antsika
G                 D
Handao ity tranokely
G       A        D
Tranokely mimoza
**Famaranana
      F#* E*         D2
Raha sendra tsy_eo izaho
      F#*    E*    D2
Raha sendra_lasa izaho
      F#          E*      G
Dia_izao no zavatra hataonao ahy
      Cadd9  G/B        D
Mandeha_____na any an-tsaha
A         Bm
Ary mangala
      G A      D
Voninkazo mimoza

Finaritra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0622