Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vetson'ny selibatera
DO Efa hariva ny andro tamin’ zay FAmin Vitsivitsy ny mpandeha LAmin RE7eme Tovolahy araiky zay SOL Nandalo tanananay DO Valizy hely lanjainy FAmin Henga akaiza izy zegny LAmin RE7eme Manano dia maika SOL Arahina hazakazaka DO Nantsovako mba hanontaniako MI Namaly izy miragna FA Tsy afaka hijanona satria SOL Mbola ho lavitra ny dia DO Ka niala tsiny hoe : FA SOL Azafady zalahy fa tsy afaka DO DO 7eme Ny hiandry e FA SOL Ny ali-mikitroka teteziko DO Do 7eme Zaho maika FA MI Tsy anaro no tsy nampandroso LAmin FAmin Zaho te ho tonga DO Fa efa mandigny anah SOL DO Any zay malalako FA Miala tsiny zalahy fa SOL DO Do 7eme Mbola ho lavitra ny handehanana FA SOL DO Do 7eme Tsofy rano mbo tsy azo tsampona eny an-dalana FA MI LAmin FAmin Tsy fombako ny mandainga fotoana DO Fa efa mandingny anah SOL DO Any zay malalako Nitohizany ny lalany Nidify izy de tsy hita Zaho kosa lasa saina Nieritreritra e Zegny tokotrany ny fitiavana Tsy maha lavi-tany Zay efa ao de tena tia Tsy mahatana tena Oviana vo mbo hisy Kara zegny aminah Zaho efa zatra tokana Zaho zegny lany fanahy Oviana vo mbo ho avy Ny anjarako mby ho avy Izaho tokana Mila namana O mba oviana Hatramizay zalahy Ny foko mbola mandry Fa nanambady aby ry zoky sy ry zandry e Zaho raiky tavela mipetraka Amoron-dalana Mandigny am-panontany Ahona ny fitiavana Oviana