You are here: home > Tononkira

Tondrom-peo tsy ho rava

Lohateny : tsy ho rava
Nampiditra tondrompeo : imr'on ji
Daty : 15/01/2015

rnb
Tiko tsy horava ho doria mandramaty


ilay fitia natokako ho anao


ho feno tsiky tsy rava no handrakitr'ireo tavantsika roa


tsy misy fetra fa eo ihany


ireo kalokalo sy ireo hirahira no hanala ireo fahanginana


hanjotsirotsy antsika sy anao





Refrain)


tsiky sy fitia no aoka hameno ny fo ndry fa izay any


nametrampialana


fa ilay fo izay tsy tia avelao any fa hangina


fa ny antsika tsy ho rava hodoria





2fois


hitohy lalandava tsy ho fona tsy ho rava ilay fo


izay tao nampiray





Refrain)


tsiky sy fitia no aoka hameno ny fo ndry fa izay any


nametrampialana


fa ilay fo izay tsy tia avelao any fa hangina


fa ny antsika tsy ho rava hodoria (2fois








ho o o o o o o o  oo o o o o


ho o o o o   o o   o o o o o





ho anaaaaaaaaaaaaaaao





tsiky sy fitia no aoka hameno ny fo ndry fa izay any


nametrampialana


fa ilay fo izay tsy tia avelao any fa hangina


fa ny antsika tsy ho rava hodoria

Tondrom-peo hafa

Hampiditra tondrom-peo hafa