Ilay hatsaranao
Lohateny
Ilay hatsaranao
Nampiditra sera_2
Tamin'ny 10/08/2010 16:56
Vangy : 635
Intro MI La Fa#min la Si (La ou Fa#min) Do#min
Mi Sol#min
Toa ny nanonofy ihany aho
la si
Raha nahita anao indray andro izay
Mi Sol#min
Saika tsy afa-po mihintsy aho
la Si
Fa toa nisarika hatrany nijery anao
la Si Sol# Do#min
Tsy afeniko fa tena nanaitra ilay fijerinao
la Si Sol#min Do#min
Indrindra koa fa noravahany ilay tsiky kely izay
Fa#min si
K’aza omena tsiny aho
Fa#min Si
Raha toa nanoratra izao hira izao
Fa#min Si
F’ilay eritreritra izay nanaraka ahy
Mi
Tsy nety rava nanainga fanahy
Fa#min Si
Nametsovetso ny fahitako anao
Fa#min Si
Naka sary an-tsaina ilay hakantonao
Fa#min Si Mi
Mikalo sy mamisavisa sisa azoko atao
Mi Sol#min
REF:Tsy hohadinoiko velively
La Do#min
Tsy voafafa na ovina na oviana
Fa#min Si
Ato an-tsaiko ilay fijerinao
Fa#min si
Ato an-tsaiko ilay fitsikinao
Fa#min si
Toy ny fitomboka sy tsy afaka intsony
Mi
Fa mitoetra
Toa ny nanonofy ihany aho
Raha nilazanao indray andro izay
Saika tsy nino mihintsy aho
Hoe ianao izao no nahavita izao
Ekeko fa hananao ny bika sy ny endrika
K’izany koa angamba no naha be
Ny mpitsiriritra anao
Olombelona ihany ianao
Ka na be aza ny fitiavanao ahy
Rehefa tojony ilay"mahay azy ianao"
Niova ihany ka lasa nandao
Ka lafy ratsiny nahitako anao indray
’Lay hatsaranao raha toa izany...
Mikalo sy mamisavisa sisa azoko atao
REF:Tsy hohadinoiko velively
Tsy voafafa na ovina na oviana
Ato an-tsaiko ilay fijerinao
Ato an-tsaiko ilay fitsikinao
Toy ny fitomboka sy tsy afaka intsony
Fa mitoetra
Tsy hohadinoiko velively
Tsy voafafa na oviana na oviana
Ato an-tsaiko ilay toetranao
Ato an-tsaiko ilay natao ahy
Toy ny fitomboka sy tsy afaka intsony
Fa mitoetra
raha misy ny tsy mety dia mandefasa ny fanitsiny @ ity mailaka ity sera_2@hotmail.fr misaotra tompko