Tia tokoa

Lohateny Tia tokoa
Nampiditra raniry
Tamin'ny 10/06/2010 17:33
Vangy : 224
Tia tokoa

Dm     G        A       A#         C   
Dm     G       Am     A        A#  C   Dm


Dm               Gm                 Am      A           A#            C                    Dm
Efa be dia be      efa nandre      ty fombanao toetranao fanaonao
Dm                               Gm                             Am                               A#              Fm          Dm 
Mba rahoviana no hita,   dia nodiako tsy hita    satria tsy foiko ianao tiako tiako tiako ianao

Fiv
Dm                           Gm                           C
Toa rava ho azy teo foana hatramin’izay
C                        F     Em              Dm 
Lay fikasako ny hoe aoka izay
Dm            F           Bm       E                    A        Dm
Tsy te handany rondoha intsony naleoko tony
Dm                           Gm                 C 
Lay tonombavaka fanaoko isan’andro
C                                 F      Em                 Dm  
Dia mba hiova toetra ianao any ny andro
Dm         C             Bm          E              A                 F           Dm
Tonga indray lay fitia vaovao   mba ho ahy sy ho anao


Dm                               Gm                    Am
Tsy afaka ato an-tsaiko    nankarary ny aiko
          A             A#            C               Dm  
Lay nilaozanao lasa ianao toa nandao
Dm               Gm                      A
Fa nadefitra aho ary tezitra aho
                 Am         A#              F             Dm 
Tsy nampiova fo fa tiako ianao tia tokoa 

Fiv

Musical   Dm   A     F       Em    Dm   C      F    A#     F      C   F     Em.    (F   D)   Dm  

Fiv

Dm           Em               F           Gm    Am       A     Dm 
Oh oh oh oh   oh oh oh  oh oh oh oh   oh  oh   oh    oh


Dm                        Em             F               Gm
Re’fa nadeha teny ny fotoana ny fotoana ny fotoana
Dm           A                   Dm
Tonga izy ka nanantona ahy
           D          Em               F                         Gm     Dm 
Tonga n’todra lay fitiavana efa nisy efa nisy efa tao
     A              Dm
Natokany ho ahy

Dm                                            Em         C            A#                                            
Niandrandra mafy aho mba ho eo foana eo foana eo foana
C                         F
Lay fitia tena tia tokoa
              Dm                A                F           A#
Niantso mafy aho ny anaranao ry Ray 
                         A                Dm
Mba tsy hisy intsony fanindroa
                               Gm                          A
Tantara hafa indray     teo no niainanay
A                     A#          C            Dm   Gm  
Dia nifankatia niara-dia ho doria
   
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0355