Mandehana mankany
Fm C 'Ndeha re anaka Fm C Ny reninao hatony Fm C Fa ory zanaka Fm C Mangasiasy ny fony Am Em Aza mitsara F G C 'Zay mety ho vitany Dm G C Em7 Am F'izy efa nanambara D G Hoe neniny ny ditrany Am Em Koa manantona F G C Fa reninao io Dm G C Em7 Am Aza andrasana hifona F G C Fa mba tsiditsidio Koa mandehana Hadinoy ny fahiny Fa raha misy fahotana Tsy azy irery ny tsiny Raha tapaka ny tady Tsy izy irery no melohina Fa olon-droa no mivady Samy manana anjara hadisoina Teny nifampiarana No nisarainay teto F'izaho tia tena mitana Anao eto anilako eto Eb Dm F'efa tonga ny fotoana Cm Cm/Bb G# Izay hanatonany Fm Bb Eb Cm Koa handeha 'nareo mihaona F Bb Mianara miara-dia Eb Dm 'Zato ianao efa ela Cm Cm/Bb G# No nahatsapa ny fahabangany Fm Bb Eb Cm Koa mianara mamela G# Bb Eb Mandehana mankany DADAH
